Tantara tamin'ny 22 Novambra 2017
SARIPIKA: 5 Novambra, Lasa Renivohitry Ny Tsy Fanajana Ao Grande-Bretagne I Lewes
Ny "Alin'i Guy Fawkes" mankalaza isan-taona, ao anaty afo sy firavoravoana, ny fikasàna iray hanafika.
Sidina Ambonin'ny Tontolon'ny Blaogy Irakiana
...mahaliana izay mitranga, sady manan-danja. Noho izany tsy maintsy resahako anareo.
Bahrain: Nahoana Ny Biraon'i Al Jazeera No Nakatona?
Nambaran'i Bahrain fa vonjimaika no nanakatonana ny biraon'ny Fantsona Al Jazeera Mandeha amin'ny Zanabolana noho ny "fanitsakitsahana ireo fifanarahana arak'asa". Mihetsika amin'ny fampiroboroboana ity lahatsoratra ity ireo mpitoraka bilaogy sy mpibitsika - indrindra fa taorian'ny tsaho niely fa nakatona ny foibe any Katàra noho ny tatitra navoakany momba ny fahantrana ao Bahrain. Mandritra izany fotoana izany, milaza ny Al Jazeera fa tsy mbola nampiasa akory ny birao tao Bahrain fa inona no tena zava-nisy marina?
Ejipta: Ilay Famonoana Ireo Sodaney Mpitsoa-Ponenana
Miaina ao anatin'ny fanjakan'ny mpitandro filaminana...ary mbola loza hafa foronin'ireo jiolahimboton'ity fitondrana ity izany. Tsy hajain'ity fitondrana ity ny olona, ny olom-pireneny sy ireo mpitsoa-ponenana sasantsasany tsy afa-manoatra.
Manomeza Ho An'ny Global Voices—Ampio Izahay Hampifandray Izao Tontolo Izao
Ny asanay nandritra ny 12 taona lasa dia porofo fa afaka manova ny fahafantaran'ny olona ny tontolo ny fifandraisan'ny samy olona avy amin'ny ankolafy samihafa.. Tohano amin'ny fanolorana fanomezana izahay, anio!
Tsy Misy Ny Hetsika Manoloana Ny Sazy Ho Faty Ho An'ilay Mpisera Aterineto Afghana
Mpianatra momba ny asa fanaovan-gazety ao amin'ny Anjerimanontolo Balk ao Mazar-i Sharif i Sayed Parwez Kambakhs. Voasazy ho faty izy ankehitriny noho ny fanehoan-kevitra nataony ary tsy misy ny hetsika iraisam-pirenena ho fanavotana azy