Paradisa Vaovao Ho An'ny Sarimihetsika Ve I Maraoka ?
(Marihina fa tamin'ny 6 Aogositra 2008 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)
Toerana ankafizin'ny mpanatontosa sarimihetsika vahiny efa hatry ny ela i Maraoka. Toy izany ny horonantsary fanta-daza La Dernière Tentation du Christ na ny Lawrence d'Arabie, sy ny horonantsary vao haingana toy ny Détention secrète na ny La Chute du faucon noir, dia samy nampiasa an'i Maraoka ho endri-tanàna avokoa. Tsy nampiasa fotsiny ny endri-tanànan'i Maraoka ny sarimihetsika hafa toa ny Babel fa ny kolontsainy sy ny mponina ao aminy ihany koa. Ary farany, namokatra fahombiazana iraisam-pirenena tao anatin'ny taona vitsivitsy ny orinasan'ny sarimihetsika izay miroborobo tokoa ao Maraoka : Ali Zaoua, prince de la rue an'i Nabil Ayouch dia nisongadina tany ivelany ary nahazo fampitahana tamin'ny sarimihetsika Breziliana La Cité de Dieu, raha ny MaRock kosa dia niavaka satria ilay vehivavy Laïla Marrakchi no nanatontosa ity sarimihetsika ity .
Miresaka momba ity lohahevitra ity ireo bilaogy, indrindra fa ny an'ilay mpila ravinahitra (any Eoropa ) Marrakech Xanthe Pat izay nampatsiahy ny tantaran'ny sarimihetsika tao Maraoka:
Après quelques recherches, j'ai été surpris de découvrir qu'un film a été tourné au Maroc dès 1897 (Le Chevrier marocain de Louis Lumière), même s'il faut attendre presque 20 ans pour en trouver un deuxième. Mais ensuite, les tournages se suivent régulièrement, pratiquement annuellement, par des réalisateurs français, espagnols, allemands venant au Maroc pour tourner tous types de films aux noms exotiques.
Gaga aho nahita taorian'ny fikarohana maromaro fa efa nisy ny sarimihetsika notontosaina tany Maraoka tamin'ny taona 1897 (Le Chevrier marocain an'i Louis Lumière), na dia efa ho 20 taona taty aoriana aza vao nisy ny faharoa. Kanefa nanaraka tsy tapaka ny famokarana ireo sarimihetsika avy eo izay saika isan-taona mihitsy, nataon'ny mpanatontosa Frantsay, Espaniola, Alemà izay tonga tany Maraoka mba hamokatra karazana horonantsary amin'ny anarana hafakely.
Nofintininy tamin'ny fanolorana anarana vaovao ho an'ny orinasan'ny sarimihetsika Maraokana ny lahatsorany:
Mais pourquoi le Maroc ? Est-ce à cause de paysages variés, parce que le Maroc a des montagnes, du désert, des côtes splendides, un incroyable patrimoine architectural, ou bien est-ce la lumière magnifique et le climat ensoleillé qui attirent cinéastes et artistes dans ce pays ? Le Maroc n'est-il pas en train de devenir le nouvel Hollywood, et ne peut-on pas commencer à l'appeller “MollyWood” ?
Fa nahoana no i Maraoka? Moa ve noho ireo endriky ny tanàna samihafa, satria manana tendrombohitra maro, tany efitra, morontsiraka tsara tarehy, vakoka mahatalanjona i Maraoka, sa noho ny hazavana tsara tarehy sy ny toetany mibaliaka masoandro no manintona ireo mpamokatra sarimihetsika sy mpanakanto eto amin'ity firenena ity? Tsy lasa Hollywood vaovao ve i Maraoka , ary tsy efa afaka manomboka miantso azy hoe “MollyWood” ve isika?
Ahitana ilay bilaogera mahay manokana ny sehatry ny sarimihetsika, Allal El Alaoui mihitsy ny tontolon'ny bilaogy Maraokana, izay namoaka ny bilaogy cinema and movies. Tao amin'ny lahatsoratra vao haingana, nanoritsoritra ny Fetibe Iraisam-pirenena ho an'ny Sarimihetsika sy ny Sarimiaina tao Meknes izy:
Bien que le festival de Meknès 2008, voulu par le Wali (préfet) de Meknès Tafilalet Hassan Aourid, soit privé de l'appui technique d'un directeur artistique ou de coordinateurs techniques, il se passe des choses incroyablement belles et symboliques lors de cet évènement culturel, en particulier des artistes qui expose leur talent dans le cadre de la prison de Kara (appelée aussi Qobat Assoufara), ce qui est quelque chose de très représentatif de l'ouverture que le Maroc est en train de connaître, déclare Leïla El Baaj, la présidente de l'association.
Na dia tsy nahazo fanohanana ara-teknika avy amin'ny tale ara-javakanto na avy tamin'ny mpandrindra ara-teknika aza ny fetibe tao Meknes 2008 notadiavin'ny Wali (prefe) ao Meknes Tafilalet Hassan Aourid dia nisy ny zavatra tsara tarehy tsy nampino sy niavaka nandritra ity hetsika ara-kolontsaina ity, indrindra fa ireo mpanakanto izay nampiseho ny talentany tao amin'ny fonjan'i Kara (antsoina ihany koa hoe Qobat Assoufara), izay tena mahalosotena amin'ny fisokafana izay miha-fantatr'i Maraoka, hoy i Leïla El Baaj, filohan'ny fikambanana.
Miroso hatrany ny indostrian'ny sarimihetsika Maraokana. Nitatitra ny bilaogy The View From Fez fa nanomboka ny 22 jolay 2008 ny nanatontosana ny Prince of Persia tao Oukaïmeden izay toerana lehibe indrindra fanaovana ‘ski’ ao Maraoka (na eto Afrika mihitsy aza angamba) :
L'acteur islandais Gísli Örn Gardarsson se trouve actuellement au Maroc pour tourner une des principales parties du nouveau film de Jerry Bruckheimer, Prince of Persia : The Sands of Time. Le tournage vient de commencer. Le scénario du film est basé sur le jeu vidéo du même nom, dont le personnage est un prince hardi, associé à une princesse rivale pour empêcher un roi coléreux de détruire le monde par une tempête de sable. On espère que l'acteur rendra visite à Fès pendant les relâches.
Any Maraoka amin'izao fotoana izao ilay mpiantsehatra Islandey Gísli Örn Gardarsson mba hilalao ny ampahany lehibe amin'ny sarimihetsika vaovao novokarin'i Jerry Bruckheimer, Prince of Persia: The Sands of Time. Vao manomboka ny famokarana izany sarimihetsika izany. Mifototra amin'ny lalao video mitovy anarana aminy ilay horonantsary, ary ahitana ilay printsy be herimpo sy ny printsesy mpifaninana aminy manakana ilay mpanjaka mora tezitra amin'ny fandringanana an'izao tontolo izao amin'ny alàlan'ny tadiom-pasika. Antenaina fa hitsidika an'i Fès ilay mpilalao mandritra ny fiatoana amin'ny filalaovana ny sarimihetsika .
Rehefa mijery sarimihetsika ianao amin'ny fotoana manaraka dia ankafizo amin'ny fandravahana ny tantara i Maraoka!
Tantaran'ny Maraoka farany
-
03 Septambra 2020Fahasalamàna
Maraoka : Sida, vola, kilalaom-pilàna ara-nofo
Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 7 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...