Tantara tamin'ny 06 Novambra 2017
Pôrtô Rikô: Notohanan'i Daddy Yankee I John McCain
Nisarika ny fampitam-baovao i Pôrtô Rikô hatramin'ny nanohan'ilay mpihira Daddy Yankee an'i John McCain............
Bilaogy Iraniana: Fikambanan'ny Bilaogera Miozolomana, Mpiambina Revolisionera Manana 20 tapitrisa dolara sy Firaisankina Amin'ny Fiarovana Vehivavy
Tafatsangana ny fikambanana vaovao ho an'ny bilaogera Iraniana: ny Fikambanan'ny Bilaogera Miozolomana. Talohan'ity fikambanana vaovao ity, misy maromaro vitsivitsy no efa navitrika toy ny Penlog izay miezaka miaro ny fahalalaham-pitenenana ary manana mpikambana 200 eo ho eo.
Paradisa Vaovao Ho An'ny Sarimihetsika Ve I Maraoka ?
Toerana ankafizin'ny mpanatontosa sarimihetsika vahiny efa hatry ny ela i Maraoka. Toy izany ny horonantsary fanta-daza La Dernière Tentation du Christ na ny Lawrence d'Arabie, sy ny horonantsary vao haingana toy ny Détention secrète na ny La Chute du faucon noir, dia samy nampiasa an'i Maraoka ho endri-tanàna avokoa.
Sahanina Any Ivelany Ny Ady Ao Iraka sy Afghanistan
Ny asa amin'ny foibem-piantsoana (call center) no asa irian'reo tanora marobe nahazo diplaoma ao Filipiana satria tsara karama. Nahazo 1,12 miliara dolara tamin'ny fidiram-bola ny indostrian'ny BPO ao Filipina ary nampiasa olona maherin'ny 112.000 tamin'ny herintaona.
Bilaogy Iraniana: WSIS & Zon'Olombelona
Araka ny voalazan'ny Ravi, niresaka momba ny sivana, ny bilaogera voafonja sy ny fanivanana i Atoa Ebadi. Nilaza izy fa nirahana tany amin'ny fihaonam-be ireo fikambanana tsy miankina an'ny fanjakana mba hampahafantatra tatitra diso.