Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

03 Novambra 2017

Tantara tamin'ny 03 Novambra 2017

Tajikistàna : Nahoana Ny Vehivavy Manambady No Matahotra Ny Rafozany, Na Mbola Alohan'ny Hanambadiany Aza

Nandritra ny sivy volana voalohan'ny taona 2017 tany Khatlon irery ihany, any amin'ny faritra atsimon'ny firenena, vehivavy 300 eo ho eo , manambady, no nitaraina noho ny fanararaotana ataon'ny rafozam-baviny azy ireo.

Indonezia: Ireo Tondradrano Nampihitsoka Ny Renivohitra Sy Ireo Mponina Tao Aminy

Nisarika ny sain'ny media iraisam-pirenena indray i Indonezia noho ny loza voajanahary iray hafa. Tamin'ity indray mitoraka ity (2007), Jakarta renivohitra indray no nolalovan'ireo tondradrano ratsy indrindra tao anatin'ny dimy taona.

Ao Trinite Sy Tobago, Tsy ‘Zavatra Kely’ Ny Firaisankinam-bahoaka Taorian'ny Tondradrano

Raha "tsy mana-kolazaina" ny ankamaroan'ny olona mba hamaritana ny fahavoazana vokatry ny tondradrano dia niantso ny zava-nitrana ho "kely" ny filoha lefitry ny sampan-draharahan'ny voina ao amin'ny firenena .

Rosia: “Ny Diaben'ny Mpanohitra”

Araka ny tati-baovao, olona maherin'ny 2.000 no niseho tao amin'ny hetsi-panoherana "tsy fahita firy" manohitra ny governemanta tao Moskoa .....

Nanaisotra Vetivety Ny Fanabeazana Ara-pananahana i Manila

Nanapa-kevitra hanaisotra ny taranja momba ny fampianarana ara-pananahana ny manampahefana misahana ny fanabeazana ao Filipina rehefa nanohitra ny fampianarana ara-pananahana any an-tsekoly ny Fiangonana Katolika matanjaka.

Fifidianana Tao Iràna: Bilaogera Diso Fanantenana

Taorian'ny fitsidihana ny foiben-toeran'ny fampielezankevitr'i Moeen raha mbola teo am-panisàna ny vato, nampita ny fanantenany i Hossein Derakhshan (Hoder) hoe hiatrika fihodinana faharoa i Moeen.

Vaovao Momba Ny Bilaogy Iraniana: Fanivanana, Boky Vaovao sy ny Ramadany

Ny mahatsikaiky amin'ny zava-misy dia nampiasaina hanakatonana ireo bilaogy sy tranonkala Iraniana ny rindrambaiko Amerikana! Milaza ireo orinasa Amerikana fa mampiasa ny rindrambaikon'izy ireo tsy mahazo alalana sady tsy mandoa vola i Iran. Mihevitra angamba ny governemanta Iraniana fa rindrambaiko mitovy karazana amin'ny Linux ny rindrambaiko sivana!!