Shily: “Mpitsikilo Pelaka , Vono An'olona Ary I Henry Kissinger”

(Marihina fa tamin'ny 14 Desambra 2006 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)

Vao haingana no navoakan'ny Arisivan'ny Fiarovam-pirenena Amerikana ampahibemaso ny antontan-taratasy iray hitan'i Monica Gonzalez, mpanao gazety Shiliana mpanao fanadihadiana ary azon'ny besinimaro jerena ao amin'ny oniversite UNIACC ao Santiago, Shily izany ankehitriny, hoy i Tomás Dinges. “Ankoatra ny fanomezana vaovao ara-pitsarana mikasika ny Operation Condor sy ny Operation Colombo, dia manadihady  ny ezaka fitsikilovana nataon'ny DINA hitsikilovana ny fanitsakitsahana ny zon'olombelona izay nataon'ny miaramila mpitandro filaminana Arzantina nandritra ny taompolo 1970 ihany koa izany.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.