Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

30 Oktobra 2017

Tantara tamin'ny 30 Oktobra 2017

Iran: Fanangonan-tsonia ho an'ireo Gadra Politika & Fianjeran'ny Fiaramanidina!

Bilaogera Iraniana maromaro no nanasonia fanangonan-tsonia iray (taratasy) izay nangatahan'izy ireo ny famotsorana ireo gadra politika ao amin'ny fonjan'i Karaj Rejai Shahr. Nangatahana mba handefa solontena any amin'io fonja io ny Amnesty international, Red Cross sy ny fikambanana hafa mpanao asa soa. Toy izao no vakin'ny fangatahana:

Tsy Manambola Hianarana Ao Shily

Tamin'ity herinandro ity, noho ny fahadisoan'ny fandaminana ny angon-tahiry, nomena ho an'ireo mpanankarena nisoratra anarana ny fampindramam-bola avy amin'ny governemanta ary koa ny fanampiana ara-bola ho an'ny fianaran'ireo mpianatra kely fidiram-bola.

Goyana: Fitantarana Hafa Tamin'izay Zava-nitranga Nandritra ny Fampisehoan'i Akon

Niteraka resabe tao amin'ny tontolon'ny bilaogy Goyaney ny herinandro lasa teo, ny lahatsary iray nahitana ilay mpihira hip-hop Akon nidaroka tanora tovovavy mpankafy iray nandritra ny fihetsika tao anaty vahoaka tamin'ny fampisehoana Carifesta tao Goyana .

Maninona No Betsaka Miaraka Maty Ireo Lalomena Ao Namibia?

"An-jatony ireo lalomena hita maty tao amin'ny renirano iray ao anatin'ny valan-javaboaharim-pirenen'i Namibia. Mety ho ny aretin'ny arina no niteraka ity faharinganana ity"