27 Oktobra 2017

Tantara tamin'ny 27 Oktobra 2017

Mibilaogy Ny Hezbollah Iraniana

Marolafy tanteraka ny tontolon'ny bilaogy Iraniana izay ahitana bilaogy mavitrika an'arivony. Ao anatin'ireo bilaogy ireo, afaka mahita bilaogy pro-demokratika sy liberaly ary koa ny pro-Repoblika Islamika isika. Ny ankamaroan'ireo bilaogy pro-Repoblika Islamika dia miantso ny tenany ho bilaogy Hezbollah.

27 Oktobra 2017

Fifidianana Filoham-pirenena: Bilaogy sy Politika

13 andro alohan'ny fifidianana filoham-pirenena isika izao. Isaky ny alina ao amin'ny fahitalavitra, manana safidy ara-dalàna mba hamoaka ny fampielezan-kevitr'izy ireo sy ny tolo-kevitr'izy ireo mandritra ny dimy minitra alohan'ny oran'ny vaovao, ao amin'ny fantsona misokatra rehetra, amin'ny fotoana iray ihany ireo kandidà 4 avy amin'ny antoko na firaisana samihafa.

27 Oktobra 2017