26 Oktobra 2017

Tantara tamin'ny 26 Oktobra 2017

Kambodza: ​​Mpitantara Antserasera Vaovao 

  26 Oktobra 2017

Araka ny tatitry ny fikarohana iray navoakan'ny Pew Internet vao haingana, tsy mihevitra ny tenany ho mpanao gazety ny ankamaroan'ny bilaogera antserasera . Matetika tsy mahavita ny vitan'ny mpanao gazety izy ireo. Ahitana ireo andian'antsafa maromaro nataon'ireo olom-pirenena nomerika izay manao ny asan'ny fampitam-baovaon'olom-pirenena ao amin'ny tontolon'ny bilaogy Kambodziana.

Bitsibitsika Afghana (Taliban & Sekoly)

Taliban & Sekoly: Efa mahazatra ny fahitana ireo vehivavy sy tovovavy Afgana iharan'ny herisetran'ny Taliban, izay lavina tamin'izy ireo mihitsy ny zony hianatra. Nanome fahafahana ho an'ny tovovavy hiverina an-tsekoly ny governemantan'ny filoha Karzai saingy mbola miezaka manakana ny antsasaky ny vahoaka Afghana tsy hianatra ny Taliban.

Bitsibitsika Afghana (Janoary 2006)

Nilaza ny Afghan Reality fa araka ny fanadihadiana iray navoakan'ny WorldPublicOpinion.org, mihevitra ny 83 isan-jaton'ireo namaly fa misosa tsara araka ny tokony izy ny zava-drehetra ao amin'ny firenena  Nanampy ilay bilaogera hoe: