- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Okraina: Sary Avy Any Kherson

Sokajy: Eoropa Afovoany & Atsinanana, Okraina, Fitantanam-pitondrana, Mediam-bahoaka, Tanora, Tsidika, Zavakanto & Kolontsaina

(Marihina fa tamin'ny 23 Oktobra 2006 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)

“Mitsena anao ao amin'ny Tontolo Hoavy Masaka World ny ‘raboto’ “sary miisa 36 [1] avy ao amin'ny tanàndehiben'i Kherson Okraina, avy amin'i Dan McMinn ao amin'ny Orange Ukraine [2] .