Tantara tamin'ny 23 Oktobra 2017
Iran: Balatarin, Tantara Momba Ny Median'Olon-Tsotra Nahita Fahombiazana
Mehdi Yahyanejad no mpanorina ilay tranonkala tena mahomby Balatarin. Balatarin (izay midika hoe 'ambony indrindra' amin'ny teny persiana) dia habaky ny vondrom-piarahamonina izay ahafahan'ny mpiserasera mandefa rohy ao amin'ny pejy habaka tian'izy ireo.
Tafaverina An-Tserasera ao Iran Ankehitriny ny Tranonkalam-Pihainoana Hira Soundcloud sy Spotify
Efa azon'ny Iraniana idirana amin'izao fotoana izao ny Spotify sy ny Soundcloud.
Nahomby Ve Sa Tsia Ny Famorian'Olona An'Arivony Tao Malezia Manohitra ny Fanjakazakan'ny Halatra Ataon'ny Governemanta?
"... nirona loatra tamin'ny fanamelohana ny kolikoly, ny fanjakan'ny halatra ataon'ny governemanta ireo mpandahateny .. raha tokony hilaza bebe kokoa momba ny fomba hiatrehan'ny governemanta Pakatan, raha voafidy, ny olana toy ny...."
Mametra Ny Fivarotana Trano i Shina, Mifanaraka Amin'ny Filàn'ny Vahoaka Ve Izany?
Mba hanakanana ny tsenan'ny tany aman-trano mafapàna loatra, nandràra ny fivarotana indray an'ireo efi-trano mandritra ny roa hatramin'ny dimy taona amin'ny fividianana izany ao amin'ireo tanàna 50 mahery i Shina.
Mpampianatra Ambony Tiorka Notazonin'i Malezia Fa “Nampianatra Fivavahana Tsy Naka Alalana”
Notazonin'ny Departemantan'ny Raharaha Islamika ao amin'ny Faritra Federaly ao Malezia nandritra ny 18 ora ilay mpanao gazety Tiorka sady mpampianatra ambony Mustafa Akyol, noho izy voalaza fa nampianatra fivavahana tsy nahazo alalana avy amin'ny governemanta.