22 Oktobra 2017

Tantara tamin'ny 22 Oktobra 2017

Iran: Misaona An'ireo Namoy ny Ainy Tamin'ny Fihetsiketsehana

Iraniana an'arivony no nivory tao amin'ny fasana iombonana Behesht Zahra tany Teheran tamin'ny Alakamisy mba hahatsiaro an'i Neda Agha-Soltani sy ireo niharam-boina tamin'ny hetsi-panoherana. Am-polony ireo namoy ny ainy ary an-jatony no nogadraina nandritra ny hetsi-panoherana nanomboka tamin'ny fifidianana filoham-pirenena tamin'ny volana Jona.

22 Oktobra 2017

Bilaogera Shiliana Mandeha Bisikileta

Iray amin'ireo tanàndehibe maloto indrindra eto amin'izao tontolo izao (izay tsy hireharehantsika loatra) i Santiago, renivohitr'i Shily .  Nisy ny vondron'ireo mpankafy bisikileta, nanomana fomba iray mba hampiroboroboana ny fandehanana bisikileta ao an-tanàndehibe tao anatin'ity toe-javatra ity.

22 Oktobra 2017

Shily: Manangana Fahalalana vaovao Momba ny Fanabeazana

Andro vitsivitsy izay, iray amin'ireo lohahevitra misarika ny sain'ireo bilaogera Shiliana ny fanavaozana ara-panabeazana. Nohavaozina ny LOCE, Lalàna Organika ny Lalàm-panorenana momba ny Mpianatra ka lasa lalàna vaovao antsoina hoe Lalàna Ankapoben'ny Fampianarana  (PLEGE).

22 Oktobra 2017