- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Albania: Ny Fomba Fanamboarana Raki 

Sokajy: Eoropa Afovoany & Atsinanana, Albania, Mediam-bahoaka, Sakafo, Tontolo_iainana, Tsidika

(Marihina fa tamin'ny 24 Oktobra 2006 no nanoratana ny lahatsoratra teny anglisy)

“… Afaka tapa-bolana, efa vonona havadika ho raki ny voaloboka. Voalohany, arotsaka ao anaty fanasivanana izy ireo … ” – Asehon'ny [1]namantsika ao Tirana ny dingana arahina hahazoana raki namboarina hahazoana 12 litatra tamin'ny vata feno vokatra voaloboka nambolena .