Tantara tamin'ny 20 Oktobra 2017
ICAN, Avy Ao Aostralia, Mpanohitra ny Nokleary No Nahazo Ny Loka Nobel Ho An'ny Fandriampahalemana, Tena Tsy Nampoizina
Nahataitra Aostraliana maro ny fahazoan'ny ICAN ny Loka Nobel ho an'ny Fandriampahalemana 2017, ilay fiombonambe manohitra ny fitaovam-piadiana nokleary; naorina tany Melbourne ny taona 2007.
Mampihetsi-po Na Tsy Misy Dikany, Tononkalon'ireo Ray Amandreny Lasa Miparitaka Be Ao Japàna.
"Na toy inona na toy inona havizanako, mitsiky amiko ianao. Avy eo kasihinao ireo voloko toy ny hanambitamby ahy sady mandonaka azy amin'ny ranombary"
Mitoraka Bilaogy Avy any Togo – Fijery An'ireo Hetsi-panoherana Aorian'ny Fifidianana
Raha niaina tao anatin'ny hitsakitsaka sy darok'ireo miaramila ianao, niaritra fitondrana jadona izay efa nisy hatramin'ny talohan'ny nahaterahanao ary niaretanao nandritra ny 26 taona mahery tamin'ny fiainanao, hijery amin'ny fomba fijery hafa mihitsy ianao.
‘Miteraka Olana Iray lehibe Ho Anao Ny Famoronan-kira Miresaka Fanavakavaham-bolonkoditra’
Hira miresaka fanoherana no tena manjàka ao anatin'ny rakikira faramparan'ny tarika Songhoy Blues "Fanoherana." Ny tarika dia avy any Mali ary miresaka olana momba ny fanavakavaham-bolonkoditra sy mandrisika ny olona ho mavitribitrika.
Ory Miresaka Ny Bilaogy Kenyana
Tsy ny fomba fiasan'ny bilaogy amin'ny famoronana vondrom-piarahamonina ve no tokony hifantohantsika fa tsy izay mety ho fiantraikany amin'ny politika na fanovàna fiarahamonina ?