19 Oktobra 2017

Tantara tamin'ny 19 Oktobra 2017

Bitsibitsika Afghan

Misy ny bilaogy Afgana vaovao izay mampiroborobo ny fandriampahalemana sy ny tsy fampiasana herisetra eto amin'izao tontolo izao. Toy izao no novakianay tao amin'ny Afghan Peacemakers:

19 Oktobra 2017

Ny Tsy Fanaovana Herisetra, Ny Fandalàna Ny Nentim-paharazana ary ny Zon'Olombelona

Nanao antsafa niaraka tamin'ny  Dr. Brian Martin, mpanoratra ny tsy fisian'ny herisetra, ary mpampianatra mpiara-miombon'antoka ao amin'ny Siansa, Teknolojia ary ny Fiarahamonina ao amin'ny Oniversiten'i Wollongong ny Fanousian, bilaogy iombonana. Efa nifantoka tamin'ny hetsika tsy mila herisetra nandritra ny volana maromaro ity blaogy ity.

19 Oktobra 2017

Andron'ny Vehivavy sy ny Firaisankina

Mikarakara fihaonambe mandritra ny Andron'ny Vehivavy ny vehivavy Iraniana sy ny bilaogera. Mampahafantatra antsika i Zannevesht, bilaogera & mpanao gazety Iraniana fa hisy ny fihaonambe hototonsaina ao amin'ny sampan'ny siansa sosialy ao amin'ny anjerimanontolo ao Teheran amin'ny 8 martsa. Ny lohahevitra lehibe horesahina dia ny herisetra atao amin'ny vehivavy.

19 Oktobra 2017