- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Blog for Human Rights!

Sokajy: Hevitra, Mediam-bahoaka, Vaovao Mafana

Iblogblk [1]Human Rights Watch [2] dia mandrisika ireo bilaogera mba hampiasa ny RSS -dry zareo sy hanoratra bilaogy momba ny zon'olombelona.

Te-hanampy ireo bilaogera mba hahazo ireo torohay ilain-dry zareo momba ny fanoratana bilaogy am-pitoniana ny HRW mba hahafahan'izy ireny manoratra tsy tapaka momba ireo olona mahakasika ny zon'olombelona manerana izao tontolo izao. Asehoy fa liana ianao, asio fahana avy amin-dry zareo ao amin'ny fanangonanao ao, ary mandraisa anjara [3] amin'ny hetsika!