(Marihana fa efa tamin'ny volana Jiona taona 2010 no nivoahan'ny lahatsoratra tamin'ny teny Anglisy)
Raha maro ireo vavolombelona tao Teheran nilaza fa nipoaka ny fifandonana lehibe teo amin'ny mpitandro ny filaminana Iraniana sy ny mpanao fihetsiketsehana mankalaza ny tsingerintaona voalohan'ny fifidianana filoham-pirenena tamin'ny 12 jona, nisy ihany koa ny hetsi-panoherana nitranga tany amin'ireo tanàna maro hafa manerantany, tahaka ny tao Ankara, Torkia, Vancouver, Canada, izay nihiakiahan'ny olona fanoherana ny governemanta ao Iran.
Lahatsary maro no miseho ao amin'ny YouTube.
Japana: mpanao didy jadona, mialà ny firenena
Canada: miaraka amin'ny sarontava sy solosaina finday
https://youtube.com/watch?v=oT4InxqZBww
Torkia: hiakiaka ao amin'ny masoivohon'i Iran
https://youtube.com/watch?v=Xc82bNlOyyo