Romania: Mihira Ny Noely

(Marihina fa tamin'ny 2 Janoary 2007 no nanoratana ny lahatsoratra teny anglisy)

“Fahatsiarovana avy any Romania: Tamin'ny andro farany nijanonako tao [ Onesti ], maro tamin'ireo mpianatra no tonga tao amin'ny” Cancelarie “(efitranon'ny mpiasa) mba hihira ireo hiran'ny noely ho an'ny mpampianatra. Tsy nieritreritra mihitsy aho hoe efa niomana ny hanao izany izy ireo, tena fahatsiarovana mahafinaritra tsy hay hadinoina 🙂 “- avy amin'i L-plate big cheese

Lasa mpikambana vaovao ao amin'ny Vondrona Eoropeana tamin'ny 1 Janoary 2007 i Romania sy Bolgaria.

Toy izao no nosoratan'ny mpisera Flickr, L-plate big cheese momba an'i Romania ao amin'ny teny fampidirany ao amin'ny andian-tsarin'i Romania :

This is a land which seems to have everything. And much of this everything seems to have been overshadowed by the developments of this and the last century. Now, it does not necessarily mean that Romania has been ruined, on the contrary. Her landscapes are a story of recent past and ancient past, all defused along one horizon.

Izy no tany iray izay toa manana ny zava-drehetra. Ary toa semban-drahon'ny fandrosoan'ity taonjato ity sy ny taonjato farany ny ankamaroan'ilay zava-drehetra. Ankehitriny, tsy voatery midika izany fa rava i Romania, fa ny mifanohitra amin'izany. Tantaran'ny lasa vao haingana sy ny lasa fahiny ny endritaniny, rava tamin'ny faravodilanitra iray avokoa izay rehetra izany .

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.