Shina: Ny Fanavotana Ny Lahatsary 

(Marihina fa tamin'ny 12 Septambra 2006 no nanoratana ny lahatsoratra teny anglisy)

Haingana dia efa nivoaka ny vaovao tamin'ny alalan'ny bilaogy Shinoa  sy ny BBS rehefa nivoaka hanao hetsi-panoherana ny fanambarana farany ofisialy momba ny fanadihadiana mikasika ny fahafatesan'i Dai Haijing, mpampianatra sekoly ambony ny olom-pirenena  an'aliny ao Ruian, Zhejiang na dia teo aza ny fandrarana avy amin'ny fampahalalam-baovao mahazatra’.

Raha naka lahatsary fohy ireo olona teo an-toerana niaraka tamin'ny finday ary nandefa izany tao amin'ny aterineto, dia tsy ela akory dia nanomboka namafa izany ny Youtube dika Shinoa .

Tsy ny bilaogeran'ny Global Voices Online ihany no tratran'ny tsy nampoizina noho ireo fanjavonan'ny  lahatsary fohy tampoka, na ny tsy fahafantarana ny fomba atao mba hanavotana ny lahatsary, ary nanolotra fa ilaina ny  valintenin'ny tontolon'ny bilaogy Shinoa hanavotana haingana ny lahatsary ho fahanavotana ny asa. Misy liana ve?

Ireto misy soso-kevitra vitsivitsy amin'ny fomba hanavotana ny lahatsary avy amin'ny tranonkala toy ny Youtube.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.