Tantara tamin'ny 11 Oktobra 2017
Pascua Lama, Shily: Famindràna Vongan-dranomandry Telo
Ankoatra izay, tsy misy ny fiarovana ireo harena voajanahary raha araka ny faritan'ity famintinan'ny Atina Chile (Es) ilay tetikasa misy idiran'ny velarantany 24 hektara hanisahana ireo vongandranomandry telo samihafa ity. Mitondra rano ho an'ny lohasahan'i Huasco ireo vongandranomandry.
Tamil amin'ny Maha-Fiteny sy amin'ny Maha-Vahoaka Azy
Inona izany hoe Tamil? Ho an'ny sasany, tenim-pirenena izany, ho an'ny hafa, fivavahana izany, ho an'ny tsy mahafantatra mihitsy, wikipedia no famonjena. Misy ihany koa mazava ho azy ny Wikipedia amin'ny teny Tamil.
“Amin'ny Maha-zatovo Tompotany Anay, Manan-jo Hilaza Ny Hevitray Horenesina Izahay”

We need more outlets where youth can get involved and make our voices heard because we, too, have much to say and offer. Mila sehatra maromaro ahafahan'ny tanora mandray anjara sy ilazanay ny hevitray izahay satria izahay ihany koa dia manana zavatra maro holazaina sy atolotra.
Manondrana Infirmiera Ho An'Izao Tontolo Izao I Filipina
Ny infirmeria no diplaomam-pampianarana malaza indrindra any Filipina ankehitriny. Mpanampy mpitsabo avy any Filipina maherin'ny 100.000 no nandao ny firenena mba hitady lalana tsara kokoa.
Sorakaliana no Nahazoan'i Aoyagi Bisen Tao Japana Mpanjohy Tao Amin'ny Media Sosialy
Nanjary nalaza be ny lahatsarin'i Aoyagi Bisen iray tamin'ny volana Septambra tamin'ny nanoratany ny iray amin'ireo tarehin-tsoratra sarotra indrindra .