Tantara tamin'ny 09 Oktobra 2017
Malezia: Manambara Ny Fanavaozana ny Lalàna Momba Ny Sivana Sy Ny Fahalalahana Maneho Hevitra Ny Governemanta
Nanao izay nahagaga ny Praiminisitra Maleziana Najib Tun Razak tamin'ny Andron'ny fetim-pirenena, tamin'ny nanambarany ny fanavaozana ireo lalàna niteraka resabe mifandraika amin'ny fiarovam-pirenena, ny sivana ary ny fahalalahana maneho hevitra sy ny fivoriana.
Sdàna: Ny Hatsaràn'i Darfour, Fikatsahana Fandriampahalemana, Ary ny Fifampidimpidiran'ny Fifanomezana Fotoanan'ireo Mpifankatia
Tiako hatrizay ny hijery ireo faritra hafa ao Sodàna, isan'ireny i Darfour, Juba, Kassala, ary Kadugly [...] Indrisy anefa, tsy nankasitrahan'ny reniko izany. Nitalaho taminy aho nandritry ny ora maro, fa tsy nisy vokany. Kivy tanteraka aho.
Nahatohina an'i Amerika Latina Ny Famonoan'ny Mpamily Taksy Cabify An'i Mara Castilla
Tohina tamin'ny famonoana an'i Mara Castilla i Meksika sy ny firenena Amerika Latina hafa izay nizara ny hatezerany manoloana ity tranga famonoana vehivavy vaovao ity.
Miraondraona Ny Bilaogy Ao Bangladesh
Ny zava-nitranga farany indrindra tao Bangladesh izay mampifandray ny bilaogy manerantany (2006)