Ny Fiangaliana Rap Any Etazonia – Ny Fihetseham-po Voalohany

(Marihina fa tamin'ny 30 Jona 2006 no nanoratana ny lahatsoratra teny anglisy)

K'Naan: Mihira Rap momba ny ady

He describes his first impression of America as “strange”, recalling the time his family first landed in New York. “I remember asking my father, ‘so this is America, huh?’ How is it possible that there's this great big building that's vacant and there's homeless people sleeping in front of it?” K'Naan didn't know a scrap of English, but was nevertheless impressed by the prolific hip-hop scene. Long regarded as the true expression of the modern African-American, hip-hop was something the rapper could understand, given his own life experiences.

Namariparitra fihetseham-pony voalohany momba an'i Amerika ho “hafahafa” izy, nahatsiaro ny fotoana voalohany nahatongavan'ny fianakaviany tany New York. “Tsaroako aho nanontany ny raiko hoe, ‘izao ve no Amerika, hô?’ Nahoana no misy tranobe goavana izay tsy misy mipetraka ary misy olona tsy manan-kialofana izay matory eo anoloany? “Tsy nahalala firy ny teny Anglisy i K'Naan , kanefa tena nampiaiky azy ny firoborobon'ny sehatra hip-hop. Ny hip-hop no hany zavatra takatr'ilay mpihira rap araka ny zavatra niainany manokana raha noheverina efa hatry ny ela ho endri-panehoana marina ny Afrikana-Amerikanina maoderina izany.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.