Tantara tamin'ny 05 Oktobra 2017
Ao Amin'ny Telegram, Mivadika Ho Vola Ny Politika Rosiana Sy Ny “Memes”
Iray amin'ireo fantsona malaza indrindra ao amin'ny Telegram no nibahana ny lohateny vaventy teny anatin'reo gazety Rosiana tamin'ny Septambra 2017 rehefa namidy 5,5 tapitrisa robla (US$95,000).
Mampitandrina Momba Ny Fanondranana Olona An-tsokosoko Ny Fanentanana Ao Amin'ny Media Sosialy Ao Però
Nanao ny fanentanana "Que no te encuentren" (Aza avela hahita anao ry zareo) ny Minisiteran'ny Raharaha Anatiny Peroviana mba hiadiana amin'ny fanondranana olona an-tsokosoko ao Però.
Ny Fiangaliana Rap Any Etazonia – Ny Fihetseham-po Voalohany
Nilaza ny fihetsem-pony voalohany momba an'i Amerika ho "hafahafa" izy, nahatsiaro ny fotoana voalohany nahatongavan'ny fianakaviany tany New York. "Tsaroako aho nanontany ny raiko hoe, 'izao ve no Amerika, hô?'..............
Thailandy: Fandrahonana sy Fanitsakitsahana ny Fahalalahan'ny Aterineto
Notaterin'i Aim Sinpeng fa nitohy ny fanivànana aterineto ao Thailandy na eo aza ny fandresen'ny mpanohitra nandritra ireo fifidianana farany teo. Tohizan'ny governemanta ny fibahanana traonkala an'arivony noho ny fanitsakitsahana ny lalàna ao an-toerana. Marobe ihany koa ireo bilaogera no nosamborina fa nolazaina ho nanevateva ny fianakavian'ny mpanjaka.