Tantara tamin'ny 04 Oktobra 2017
An'aliny Maro Nidina An'arabe Nanohitra Ny “Ady Kivalavala” Mahafatin'ny Filoha Duterte
Na eo aza ny ezaky ny fitantanan'i Duterte hanelingelina sy hanakivy ireo hetsipanoherana, novinavinain'ireo mpikarakara ho nahatratra 30.000 ireo olona niatrika ny orana ka nanatevina laharana ireo hetsiky ny daholobe tao amin'ny Kianja Luneta tao Manila.
Manao Fihetsiketsehana Hametrahana ny Volavolan-dalàna ‘Tsy Tanora Loatra Izahay Mba Hitondra’ Ireo Tanora Ao Nizeria
"MIJERY ny Antenimieram-pirenena faha-8 izao tontolo izao. Fidio ny 'Eny' mba hanaisotra ny sakan'ny taona satria mampihena ny tsy fitoviana izany"
‘Ikala Serfa: Amboara Iray Voafantina’ Manazava ny Herisetra Manjo Ireo Vehivavy Teratany ao Amerika Avaratra

"...manome sehatra ho an'ireo vehivavy vazimba teratany izy ary tsy mametraka fitsaratsaràna ao anatin'ny tantara tian'izy ireny horesahana amin'ny alàlan'ny Ikala Serfa."
Fitsinjaram-Paritra Rosiana Nalainy Taorian'ny Nibitsihan'ny Gazety Shinoa Iray Ny Sarin'ny Faritra Lavitra ao Altay

Tsy tapaka ny mibitsika sary fampahafantarana avy amin'ireo faritra samihafa ny "China Daily", saingy tamin'ity indray mitoraka ity dia niteraka zavatra tsy nampoizina avy amin-dry zareo Rosiana mpampiasa Twitter izany, izay nihevitra fa lazain'i Shina ho azy ireo ampahan-tanin'i Rosia.