- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Sary Avy Any Okraina : “Ny Baolina Kitra Tavoahangin-drano”

Sokajy: Eoropa Afovoany & Atsinanana, Okraina, Fanatanjahantena, Mediam-bahoaka, Saripika, Tsidika

(Marihina fa tamin'ny 21 May 2006 no nanoratana ny lahatsoratra teny anglisy)


Avy amin'i Dan McMinn tao amin'ny Orange Ukraine [1]

Tavoahangin-drano 2 litatra no ataon'ireo mpankafy baolina kitra tia karokaroka any an-Tendrombohitra Carpathiana any Okraina ho baolina.

Jereo ato [2]ny tatitra nataon'i Dan momba ny diany ho any amin'ny faritra Carpathiana, ary ato [3]ireo sary maromaro kokoa. Hita ato [4]ny tatitra hafa nataon'i Dan tamin'ny diany tany Okraina, anisan'izany ny iray avy any Chernobyl [5] .