Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

22 Septambra 2017

Tantara tamin'ny 22 Septambra 2017

Ny Herinandro Tao Bahrain (03/12/06)

(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Desambra 2006) Vao avy nahavitra indrindra ny fihodinana tamin'io fifidianana roa, Parlemantera sy Monisipaly, nataony i Bahrain, izay nahitàna parlemanta islamista tohanan'ny governemantan'ny maro an'isa. Ho an'i Mahmood Al Yousif, kandidà ‘liberaly’ toaka monja no tafita ho ao amin'ny parlemanta. “Tsy ny rehetra ankoatra ilay kandidà...

Ahoana No Hanamarihana Ny Bilaoginao Sy Hampitomboana Ny Isan'ny Mpamaky

  22 Septambra 2017

Mahita bilaogy mahaliana maro aho manerana izao tontolo izao, maro amin'izy ireo no nasongadina teto amin'ny Global Voices.  Mpanoratra sy mpandinika sangany izy ireo amin'ny famoahana hevitra sy eritreritra vaovao momba ireo olana atrehantsika isan'andro. Na izany aza, toa hita fa tsy manana mpamaky betsaka araka izay tratrany ireo bilaogera.

Kiobà: Ilay Faha 15 Taona Mamy

  22 Septambra 2017

Nahazo tombony teo an-davarangana tamin'ny fotoana naha-mety indrindra izany mba hijery ity seho mahafinaritra ity teo amin'ny Paseo de Prado any Havana, Kiobà i Robin Thom. "Noheveriko foana ho fampakaram-bady izany, saingy nosoritana fa fankalazana ny fahamatoran'ny zatovovavy izany ." .......