Tantara tamin'ny 21 Septambra 2017
300: Mihoatra Noho Ny Sarimihetsika Ho An'ny Iraniana Maro
Iraniana maro no tafintohina tamin'ilay sarimihetsika.
Mampaharitra Mandrakizay Ny Tantarany: Ny Lova Navelan'i Bassel Khartabil

Iray volana mahery taorian'ny fanamafisana ny famonoana azy, manohy manome voninahitra ho fahatsiarovana an'ilay developera Syriana, Bassel Khartabil Safadi sy manome voninahitra ho an'ny lova navelany ireo mpanohana azy.
Mihena Ny Taranaka Ombivavy Naumuthe ao Nepal, Iray Amin'ireo Omby Bitika Indrindra Manerantany
447 fotsiny sisa ny karazana omby Achhami tavela.
Ny Herinandro Tao Bahrain (04/06/06)
Tsenan'ny aterineto: Na ianao mandray, na ianao miala, izay ilay tolotra, indrindra fa ilay orinasa irery ihany no manao ampihimamba ny tsenan'ny aterineto eto an-toerana.
#FreeBassel (#AfahoBassel): Any Ambadiky Ny Fàfan'ny Fanoherana Siriana

Manamarika ny tsingerintaona faharoan'ny fanagadràna an'i Bassel Khartabil , ilay Siriana mpikirakira tranonkala sady mpikatroka ny 15 Martsa 2014. Miresaka momba ny fisakaizany amin'i Bassel sy ny boky vao hosoratany ao amin'ny tantarany i Monique Doppert.
Mamerina Ny Lazany Ao Azia Afovoany I Steven Seagal , Ary Mampatahotra Ny Mety Ho Tohin'izany
Misy ve ny sarimihetsik'i Genghis Khan izay manasongadina an'i Seagal ao amin'ny fantsona? Ndeha antenaina hoe tsia .
Ny Fifaninanana Bilaogy Shiliana: Ireo mpandresy
Raha manana olana ara-pitsarana aza ny bilaogera sasany manerantany noho ny famoahana ny heviny ao amin'ny blaoginy dia mahatsikaiky fa nankalaza ny fifaninanana bilaogy Amerika Latina voalohany ny tany Shily.
Vehivavy Filoha Voalohany Ao Shily
Mientanentana be i Shily. Sambany nisy vehivavy voafidy ho filoham-pirenena ary miresaka momba izany izahay; eny an-dalambe, amin'ny radio, amin'ny fahitalavitra ary amin'ny bilaogy.
Fifindramonina, Fialokalofana sy Tanindrazana!
Nanomboka tamin'ny revolisiona 1979, Iraniana an-tapitrisany no nandao an'i Iran noho ny antony isan-karazany ary nanomboka fiainam-baovao hafa tany amin'ity planeta ity. Bilaogera maro avy amin'ny anjerimanontolo no nizara ny antony nandaozan'izy ireo ny firenena.
Tontolon'ny Bilaogy Saodiana Herinandro Faran'ny Taona
Bilaogy matory, solosaina angatra, kolontsaina fitondrana fiarakodia Saodiana, fanapahan-dohan'i Saddam Hussein, MTV Arabo, bilaogera lesbiana Saodiana, Krismasy, sy bebe kokoa amin'ity herinandro ity. Andeha isika hanomboka izany ...