- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Seho Faha-4 an'ny Global Voices

Sokajy: Afrika Mainty, Amerika Latina, Azia Atsimo, Azia Atsinanana, Afrika Atsimo, Bolivia, India, Senegal, Shina, Zimbaboe, Fahalalahàna miteny, Fanabeazana, Fanoherana, Hehy, Mediam-bahoaka, Mozika, Tanora, Vehivavy sy Miralenta, Zavakanto & Kolontsaina, Zon'olombelona, Global Voices Podcast

GV podcast logo

Nipoitra ny andiany faha-efatra amin'ny Sehon'ny Global Voices! Ato anatin'ity andiany ity, asongadinay ireo ampahany avy amin'ireto rakipeo manaraka ireto:

- Ny IndiCast [1] (India) -jereo ihany koa ny lahatsoratry ny Global Voices  “Ny Tontolon'ny bilaogy momba ny Big Brother [2], Shilpa Shetty, Fihetraketrahana ary Fanavakavahana [2]
Pambazuka News [3] (Zimbaboe)
Palabras Libres [4] (Bolivia) – also see related Global Voices articles “Cochabamba in mourning: Bolivian bloggers react [5]” and “Bolivia: A Conflict Online [6]”   ………….. – Palabras Libres [4] (Bolivia) – jereo ihany koa ireo lahatsoratry ny  Global Voices mifandraika amin'izany “Cochabamba anaty fisaonana: mihetsika ireo Boliviana bilaogera [5]” ary “Bolivia: Fifandirana Anaty Aterineto [7]
Pambazuka News World Social Forum Special [8]
Arté Radio [9] (Senegaly)
ChinesePod [10] (Shina)

Nasongadina ato amin'ity seho ity hany koa ireto mozika manaraka ireto:  fanavaozana isankarazany an'ny “Aven le Roma” avy amin'ny Nomada – Tilos Rádió remix CD [11], “Kadar”, an'i Mariano Steimberg, avy amin'ny Música Lliure 2 CD [12], ary “SambiraBossubhe” [13], nohavaozin'i Richard III, avy amin'ny ccMixter South Africa [14].

Azo jerena ao amin'ireto endrika manaraka ireto ity sehon'ny Global Voices ity:
MP3 [15] (15:12 min; 10.5MB)
Enhanced AAC [16] (15:12 min; 7.7MB) – miaraka amin'ireo sary sy rohy natsofoka aminy. Ho an'nireo manana iTunes sy ireo tompona maodely iPods taty aoriana.

Azonao atao ny milalao avy hatrany roa amin'ireo avy amin'ity pejy ity amin'ny alalan'ny fikitihana ireo bokotra “Audio MP3″ sy  “Audio M4A” ery amin'ny fiafaran'ity lahatsoratra ity.

Na mamandriha amin'io rakipeo io amin'ny fampiasana ny rohy manaraka eto ambany:

MP3 (ireo rakipeo an'ny Global Voices rehetra)RSS [17] | iTunes (pejin'ny rakipeo) [18] | iTunes (rohy fanamdrihana mivantana) [19] | Odeo [20]
AAC (Global Voices Show)RSS [21] | iTunes (pejin'ny rakipeo) [22] | iTunes ( [23]rohy famandrihana mivantana [19]) [23]