Tantara tamin'ny 19 Septambra 2017
Inona no Lazain'ireo Bilaogera Salvadoriana — Fanalan-jaza sy Mariazin'ny Pelaka
Maro ireo olana noresahana tao amin'ny tontolon'ny bilaogy Salvadoriana nandritra ny herinandro lasa. Adihevitra be no natao mikasika ny lahatsoratr'i Jack Hitt tamin'ny 9 Aprily 2006 izay nomen'ny Gazetiboky Sunday New York Times lohateny hoe Pro-Life Nation (Firenena Mpiaro Aina).
Mampifanohy ny Elanelana Ara-teknolojia Eto Afrika
Nisarika ny saiko vao haingana ny tetikasa miisa roa samihafa natao hampifandraisana ny "elanelana nomerika" eto Afrika. Nieritreritra ny hanasongadina fotsiny ihany ny tetikasa miaraka amin'ny famintinana fohy sy ny rohy mankany amin'ny tranonkalany aho.
Népal: Manangana Fikambanana Ireo Bilaogera
Ilaintsika tokoa ve ny fandraketana ofisialy mba hanatanterahana ireo tetikasa rehetra ireo?
Mizotra Amin'ny Lalana Tokony Ho Izy Ve Ireo Vehivavy? Adihevitra Momba ny Miralenta Mandrehitra Ny Tontolom-Bolongana Bangla Amin'ny Andro Iraisam-Pirenena Ho An'ny Vehivavy
Koa karazam-behivavy toy inona ary no tena idealy?
Mpanao Gazety Voampanga ho Nanala-baraka Noho Ny Fampitahana Ny Fitondran'ny Indoneziana Ny Papoaziana Tandrefana Amin'ny Rohingya Any Myanmar
Namoaka ny fanehoan-keviny tao amin'ny Facebook i Dandhy taorian'ny fihetsiketsehana goavana nokarakarain'ny vondrona Miozolomana ao Indonezia, manameloka ny governemantan'i Myanmar noho ny fitondrany ireo mpitsoa-ponenana Rohingya.
Nidina An-dalambe Ireo Indiana An'arivony Mitady Ny Rariny Momba Ny Famonoana Ilay Mpanao Gazety Gauri Lankesh
"Tsy dia fahita firy ny fotoanan'ny fampihorohoroana novolena sy niniana natao ary ny fankahalàna tahaka izao. Mijoro manohitra ny milina fankahalàna lehibe indrindra isika."
Manampahefan'ny Fampilezampeo Any Thailandy Manakana Ny Tambajotran'ny Fahitalavitra Iray Niantso Ny Lehiben'ny Tafika Ho Mpanao Didy Jadona
"Nanasazy ny fampilezam-peo iray manontolo ilay didy, anisan'izany ireo fandaharana rehetra na inona na inona votoatiny, ary koa ny mpiasa rehetra na inona na inona andraikiny."
Sary Avy Any Azia Atsimo
Nanapa-kevitra ny handeha lavidavitra kokoa aho hanaovana ny lahatsoratro voalohany tato amin'ny Global Voices ary hizaha ny zana-kaontinanta amin'ny alalan'ny fomba fijerin'ny hafa. Miraondraona miaraka amin'ny resaben'ny fakantsary sy ny fitselatry ny 'flash' ireo bilaogin-tsary any Azia Atsimo;
Fitroarana sy Tahotra Tao Timor Atsinanana
Fanararaotana isian'ny korontana fotsiny ve?
Ny Tanànakely Shinoa Ao Grenada
Sarin'ny fotodrafitrasa atsangana miaraka amin'ny famatsiam-bola, ny fahaiza-manao ary ny herin'ny mpiasa avy amin'ny Repoblika Entim-Bazhoakan'i Shina... ary hamantarana ihany koa ny fomban'ny Shinoa