Zimbaboe: Tsiaro Ny Murambatsvina

(Marihina fa tamin'ny 20 May 2006 no nanoratana ny lahatsoratra teny anglisy)

Fandaharanasa Fanesorana ny Fako  – 2005 -

Last year on 18th May the police in Harare began the systematic destruction of what were deemed to be illegal dwellings. In addition street vendors, even those trading legally, were arrested and fined, their wares and assets confiscated. All this was done under the guise of a clean-up operation for the cities, purportedly to reduce criminal activity. However most of the people affected were neither dirty nor criminal: most were victims of disastrous government policies and were trying by all means to eke out a living for their families. Operation Murambatsvina (which means clean out the trash) spread its stain indiscriminately across the country and in June the squatter camps of Killarney and Ngozi Mine were demolished, along with many suburban structures in this town

Ny 18 Mey tamin'ny herintaona, nanomboka ny fandrodanana tanteraka izay heverina ho trano fonenana tsy ara-dalàna ny polisy tao Harare. Ankoatra ireo mpivarotra eny an-dalambe, eny fa na dia ireo izay mivarotra ara-dalàna  aza dia nosamborina sy nampandoavina lamandy, ary nalaina ny entany sy ny fananany. Natao tamin'ny filazana asa fanadiovana ny tanàndehibe izany rehetra izany, mba hisorohana ny asan-jiolahy araka ny filazan'izy ireo. Na izany aza, sady tsy maloto no tsy mpanao heloka bevava ny ankamaroan'ny olona voakasik'izany: fa lasibatry ny politika manimba avy amin'ny  governemanta kosa ry zareo ary niezaka tamin'ny fomba rehetra mba hamelomana ny fianakaviany. Nanaparitaka ny asany tsy nisy fanavakavahana nanerana ny firenena  ny fandaharanasa Murambatsvina (izay midika hoe manaisotra ny fako) ary nopotehina ny tobin'ny mpitrandraka tao Killarney sy Ngozi tamin'ny volana Jona, niaraka tamin'ireo rafitra ambanivohitra maro tao amin'io tanàndehibe io

Hatfield Extension Harare

Harare

Harare2 width

Sary avy amin'i Sokwanele –  Zimbaboe

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.