Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

17 Septambra 2017

Tantara tamin'ny 17 Septambra 2017

HiperBarrio: Tantara Eo Antoerana, Mpihaino Manerantany.

Mamandriha rakipeon'ny Global Voices amin'ny alalan'ny fikitihana na iza na iza amin'ireo rohy ato anaty lahatsoratra.

Martinika: Ny Antoko Sosialista an'i Segolene Royal sy ny Fankahalàna ny Pelaka

Eny, izany tokoa no olana : ny mahafantatra raha hitàna ny teniny... Satria mampanantena zavatra maro antsika mandrakariva, kanefa tena zara raha misy mampihatra azy ireny ireo mpanao politika.

Ny Herinandro Tao Bahrain

Nifarana tamin'ny fanamarihana mampalahelo tao Bahrain ny herinandro, noho ny loza nahazo ireo olona an-jatony izay namoy havana sy namana akaiky raha nilentika tao amin'ny reniranon'ny Fanjakana ny sambo iray tamin'ny Alakamisy.

Arabisc: Hetsika Avy Any Amin'ireo Toeram-Pivarotana Lehibe Ao Dobay sy Koety

Toerana isehoan-javatra izao tontolo izao ary dia toy izany no miseho ao amin'ny City Center ao Dubai, izay heverina ho toy ny toeram-pivarotana anisan'ny lehibe indrindra amin'ireo rehetra ao amin'ny golfa.

Libanona: Lohahevitra Maro Anaty Fehezana Iray

Mahita aho fa na dia manaiky aza ny olona tsirairay hoe manahirana ny zava-drehetra ary miaina izany avokoa na aiza na aiza toerana aleha, raha ny marina dia tsapa fa tsy mitovy mihitsy ny fomba fijerin'ny olona ny "tena antony mahatonga" ny fifandirana.

Shina: Nivolon-ko Tompony Ny Sary Iray Nampiasàna Lisansa Creative Commons ny Nokia

Azon'ireo mpanao aterineto ampiasaina avokoa ny sariko rehetra mipetraka ao amin'ny vohikala flickr ary nampiasàna ny lisansa Creative Commons

Madagasikara: Fiarahamonina, Maha-izy Azy Ary Ny Zanaka Ampielezana Malagasy

“Feno fomba fijery ratsy mikasika ireo Gasy mipetraka any Andafy manerana ny tranonkala sy ny tontolom-bolongana, tsy andeha hiverina haka indray ireo hevitra nalaina tany an-kafa aho, fa amin'ny ankapobeny, iombonako hevitra ilay hoe rehefa tsy manana zavatra tsara ho lazaina isika, aleho lavitra mangina..."

Vonona Ho Amin'ny Raharaham-barotra i Afrika!

Miblaogy mikasika ny fandraharahana ao Afrika aho ary mamaky am-pifantohana tsara ireo blaogy maro liana amin'ny tontolon'ny varotra eo amin'ity tanibe ity