- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Vaovao Farany Lingua : Volana Aogositra 2017

Sokajy: Mediam-bahoaka, Blaogim-Piarahamonina GV

The Lingua ProjectMiarahaba ny rehetra! Ity ny mikasika ny Lingua [1] volana Aogositra 2017.

Tamin'ny fitambaran'ity volana ity, namoaka lahatsoratra 880 isika, nahasarika mpitsidika 235.581 ary jeripejy miisa 299.886. Nahatratra 267.368 ny mpankafy ny pejy Facebook iombonana Lingua, ary mpanjohy 267.870 tao amin'ny Twitter.

Ity ny topi-maso mikasika ny fandehan'ny tranonkala rehetra [2] tamin'ny volana lasa.

Songadina

Ireo nitarika tamin'iny volana iny:

Lahatsoratra

Malagasy 228
Espaniola 191
Rosiana 87
Frantsay 80
Grika 72

Ireo Pejy Be Mpitsidika

Espaniola 92.632
Portogey 30.712
Japoney 28.943
Frantsay 28.097
Shinoa 14.047

Facebook

Arabo 133.702
Shinoa 42.356
Espaniola 19.809
Frantsay 17.841
Amharic 8.836

Twitter

Shinoa 177.088
Arabo 44.176
Espaniola 7.559
Bangla 7.123
Frantsay 5.605

Ankafiziko manokana ny asan'ny mpadika teny GV rehetra, sy ny Toniandahatsoratra Lingua rehetra, misaotra betsaka anareo tamin'ny fanatontosana izany! Tsy afaka nanao izany izahay raha tsy teo ianareo! 🙂

Aza adinoina ny manaraka ny Lingua ao amin'ny Twitter, [5] Facebook [6], and Google+ [7]! Zarao amin'ny namanao sy ny tambajotra azafady ny taratasy fangatahana hanatevin-daharana ny Lingua [8]. Mandika teny amin'ny teny ampolony mahery isika! [9]