Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Miasa mafy isan'andro ireo mpirotsaka an-tsitrapo manerantany ato amin'ny fikambananay hitondra ho anao ireo tantara tsy voatatitra manerana izao tontolo izao -- Saingy tsy afa-manao izany samirery tsy misy ny fanampianao izahay. Tohano amin'ny alalan'ny fanomezana (fitia tsy mba hetra) hoan'ny Global Voices ireo tonia, mpahay teknolojia, mpanentana ara-piarovana ato aminay!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Shina: Ny Anarana Verin'ireo Andevo Mpanamboatra Biriky

(Fanamarihana:lahatsoratra nivoaka tamin'ny Aogositra 2007)

Taorian'ny tantara ratsin'ireo andevo tao amin'ilay toerana fanamboarana biriky, hita tany am-piandohan'ny fahavaratra 2007, dia nandefa fanentanana iray tety anaty serasera ny mpanao gazety iray sady bilaogera, mba hahitàna ny anarana sy ny toerana niainan'ireo andevo efa ho telonjato mahery tsy navotsotry ny governemanta, ary mba hanavaozana ireo torohay diso momba ny lisitra izay nalefa ho fanta-bahoaka. i Joel Martinsen, ao amin'ny bilaogim-baovao shinoa Danwei [An] no nandika ho amin'ny teny Anglisy ireo torohay momba ilay fanentanana sady manamarika fa marobe ireo bilaogera miasa tena sy mpanao gazety liam-pivoarana no manohana azy.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.