Zimbaboe: Nataon'i Mugabe Anaty Lisitra Mainty ny Global Voices

(Fanamarihana: Lahatsortra nivoaka tamin'ny Aogositra 2007)

Nampidirin'ny governemantan'i Zimbaboe ho anaty lisitra mainty ny tranonkalantsika Global Voices.. “Ny hita miharihary aloha dia iray amin'ireo loharanonà “fampielezankevitra mivaivay” nanaovana izay tsy hitokiana “ny tolona mahitsy ataontsika manohitra ireo Anglo-Saxons“. Isan'ireo tranonkala iraika amby efapolo natsofoky ny governemantan'ny antoko ZANU-PF ho anaty lisitra mainty izahay, lisitra iray ahitàna ny Washington Post sy CNN, ary ny Zimpundit [An], bilaogy manokan'ilay mpifandray aminay ao Zimbaboe.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.