05 Septambra 2017

Tantara tamin'ny 05 Septambra 2017

Shiliana Bilaogera Miresaka Ny Korontana Ao Bolivia

  05 Septambra 2017

Resaka tsy fifankahazoan-kevitra goavana tsy voavahan'ny governemanta sy ny mpanohitra mba hahatakarana ny fomba fisainan'ny andaniny sy ny ankilany no fototry ny toedraharaha mahatsiravina .... mahatonga ny firenena ho tavela toy ny mpangataka mitorevaka eo ambony volamena mivangongo.

Ny Reniala

  05 Septambra 2017

Ny Baobab na ny Reniala izay maro no zavatra azo atao aminy no "Hazon'aina"