- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Ny Olona Sy Ny Tranom-bitsika (Guyana)

Sokajy: Karaiba, Goiana, Mediam-bahoaka, Saripika, Tontolo_iainana

(Marihina fa tamin'ny 29 Aprily 2006 no nanoratana ny lahatsoratra teny anglisy)

Guyana Anthill [1]Mankafy mijery ny tranom-bitsika ao avaratr'i Rupununi [2], Guyana [3] any amin'ny Tendrombohitra Kanuku afenin'ny rahona eny lavitra eny. Sary nalain'i Nicholas Laughlin [4].