- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Afrika: Ny Andron'ny Tazomoka

Sokajy: Afrika Mainty, Fahasalamàna, Mediam-bahoaka, Tanora

(Marihina fa tamin'ny 27 Aprily 2006 no nanoratana ny lahatsoratra teny anglisy)

Mampahatsiahy antsika ny Mpitsangatsangana Tia Mianjoria Misotro Ronono iray fa Andron'ny Tazomoka [1] tamin'ny Talata 25 Aprily lasa teo  …. Tombanana ho zaza [1]latsaky ny 5 taona [1] miisa 1 tapitrisa no matin'ny tazomoka isan-taona. [1]