(Marihina fa tamin'ny 26 Aprily 2006 no nanoratana ny lahatsoratra teny anglisy)
Fiara fitateram-bahoaka any amin'ny Repoblika Demaokratikan'i Kongo ny Kobolo. Tondroin'ny teny Kongoley hoe fitoeran'entana amin'ny fiara ihany koa izany. Sary avy amin'ny Le Renouveau Congolais [1].
Mamoaka ireo lisitry (FR) ny sary samihafa izay mahatonga ny fitateram-bahoaka any Kinshasa ho mora ny Le Renouveau Congolais ao anatin'ny fanadihadiana an-tsary mampihomehy [1] iray.