Sary Avy Any Repoblika Demaokratikan'i Kongo: Ny Hatsikana Kobolo

(Marihina fa tamin'ny 26 Aprily 2006 no nanoratana ny lahatsoratra teny anglisy)
Kobolo - Public Transportation DR of Congo

Fiara fitateram-bahoaka any amin'ny Repoblika Demaokratikan'i Kongo ny Kobolo. Tondroin'ny teny Kongoley hoe fitoeran'entana amin'ny fiara ihany koa izany. Sary avy amin'ny Le Renouveau Congolais.

Mamoaka ireo lisitry (FR) ny sary samihafa izay mahatonga ny fitateram-bahoaka any Kinshasa ho mora ny Le Renouveau Congolais ao anatin'ny fanadihadiana an-tsary mampihomehy iray.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.