Kyrgyzstan: Fanadinana sy Kolikoly

(Lahatsoratra tamin'ny Mey 2007)

Manoratra i Tolkun Umaraliev [En] fa ny iray amin'ireo endrika ratsy indrindra amin'ire fanadinana atao ao amin'ny anjerimanontolo misy azy ao Kyrgyzstan dia ny mahafantatra hoa na niezaka mafy toy ny inona aza izy mba hahazo naoty tsara, ny hafa manome vola ho an'ny mpanadina fotsiny dia efa mahazo vokatra toy ny azy.

Nathan Hamm

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.