Bitsibitsika Afghana

(Fanamarihana: Lahatsoratra teny anglisy nivoaka tamin'ny febroary 2006)

Afghan Reality mandrisika ireo tafika vahiny tahaka ny miaramila Kanadiana mba hijanona ao Afghanistan. Hoy ilay bilaogera:

“Security. Security. Security. This is a persistent call for international assistance from the Afghan government, civil society and most importantly from the ordinary Afghans. How could peace and stability be envisaged without reassuring the safety of aid workers, citizens and elected representatives?”

“Fiarovana, Fiarovana, Fiarovana. Izany no antso tsy mitsahatra hisian'ny fanampiana iraisam-pirenena avy amin'ny governemanta Afgana, ny fiarahamonim-pirenena ary indrindra indrindra avy amin'ireo olo-tsotra Afghana.” Ahoana no ahafahana maminavina ny fandriampahalemana sy fitoniana raha tsy misy ny fiantohana ny fiarovana ny mpiasa mpanao asa soa, ny olom-pirenena sy ny solontena voafidy? “

Safrang niresaka momba an'i Eoropa & ny vitsy an'isa:

“Denying the holocaust, a relatively recent and well-documented historical event, would at worst be a factual error, no more than that. One would think that no country in the world with a rule of law and respect for basic human liberties criminalizes erroneous historical claims, or jails people for committing factual errors and expressing personal opinions about historical events. Especially countries that purport to upholding freedom of expression, and excercising and defending it to the point of insulting hundreds of millions of people would be expected to defend the freedom to express controversial -or outright wrong and stupid- opinions. However, expressing doubts about holocaust is a crime in 10 European countries.”

“Mandà ny fisian'ny fandripahana (jiosy), zava-nitranga mana-tantara vao haingana sy voarakitra betsaka, no mety ho fahadisoana ratsy indrindra momba ny zava-misy, tsy mihoatra an'izany. Mihevitra ny olona iray fa tsy misy firenena eto amin'izao tontolo izao manana lalàna mahefa sy fanajana ny fahalalahana fototry ny olombelona ka manamemoka ny filazana fahadisoana ara-tantara, na managadra olona noho ny fanaovana fahadisoana momba ny zava-misy sy maneho hevitra manokana momba ny zava-niseho ara-tantara. Indrindra indrindra fa ireo firenena mikendry ny hiaro ny fahalalaham-pitenenana sy mampihatra ary miaro izany fa tsy manevateva olona an-jatony tapitrisa andrasana hiaro ny fahalalahana haneho hevitra mampiady hevitra – na diso tanteraka na tsy misy dikany. Na izany aza, heloka bevava ao amin'ny firenena Eoropeana 10 ny fanehoana fisalasalana momba ny fandripahana.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.