Catalina Restrepo Mamaritra Ny ConVerGentes

(Marihana fa efa tamin'ny volana Febroary 2009 no nivoahan'ny lahatsoratra amin'ny teny Anglisy)

Tamin'ny Alatsinainy, niaraka ireo olon-tsotra tia mitati-baovao ao amin'ny ConVerGentes, tetikasan'ny HiperBarrio mba hanao atrikasa momba ny fibilaogina lahatsary izay, ankoatra ireo paikady hafa, nampisehoana tamin'ny mpanao gazety ny fomba fakàna sary olona atao fanadihadiana amin'ny fampiasana zoro samihafa sy fanitsiana sary. Amin'ity lahatsary ity, mamaritra ny tanjona sy ny zavatra ataon'ny ConVerGentes i Catalina Ramirez. Azonao jerena ny lahatsary feno novokarin'izy ireo tamin'ny teny Espaniola ao amin'ny pejin'izy ireo YouTube.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.