- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Sary Avy Any Goiana Frantsay: Tandremo Ny Zanakareo

Sokajy: Karaiba, Goiana Frantsay, Hehy, Mediam-bahoaka, Saripika, Tontolo_iainana

(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Janoary 2007)
guyaneforest [1]Avy amin'ilay ala Goiana Frantsay, mivaky toy izao ity soratra fampilazàna nalain'ny Photoblog sur la Guyane Francaise [2] (Fr) ity : ”Araho maso na… fatory ny zanakareo.”