- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Vaovao Farany GV Lingua: Jolay 2017

Sokajy: Mediam-bahoaka, Blaogim-Piarahamonina GV

The Lingua ProjectMiarahaba ny rehetra! mampahafantatra ny vaovao ny Lingua [1] Jolay 2017 aho.

Ny fitambarany tamin'ity volana ity, namoaka lahatsoratra 837 isika, nahasarika mpitsidika 218727 ary jeripejy 274492. Nahatratra 266.158 ireo mpankafy ny pejy Facebookn'ny Lingua ary 267076 ireo mpanjohy ao amin'ny Twitter.

Ity ny famintinana ny zava-nitranga tao amin'ireo tranonkala rehetra tamin'ny volana lasa [2].

Songadina

Ireo laharana voalohany tamin'ity volana ity:

Lahatsoratra

Espaniola 236
Malagasy 180
Rosiana 73
Grika 69
Frantsay 58

Zotran-Jeripejy

Espaniola 77939
Frantsay 33614
Japoney 29469
Portiogey 20673
Filipina 15421

Facebook

Arabo 134173
Shinoa 42386
Espaniola 19773
Frantsay 17841
Amharic 8785

Twitter

Shinoa 176614
Arabo 44195
Espaniola 7538
Bangla 7050
Frantsay 5597

Mankasitraka ary misaotra ireo mpandika tenin'ny GV tsirairay, sy ny tonian-dahatsoratra Lingua, misaotra betsaka tamin'ny fahavitàna izao! Tsy nahavita izany isika raha tsy teo ianareo 🙂

Aza adinoina ny manaraka ny Lingua ao amin'ny Twitter, [9] Facebook [10], sy Google+ [11]! Zarao amin'ny namanao sy ny tambajotra azafady ny fangatahana hanatevin-daharana ny Lingua [12]. Mandika teny amin'ny teny mahery ny 40 [13]izahay!