Macao : Lasa any amin'ny Fampandrosoana

(Tamin'ny 4 septambra 2007 ny lahatsoratra teny anglisy)

Casino lehibe indrindra manerantany ny Venetian Macau Resort, izay nitentina 2.4 miliara dolara, ary nisokatra tamin'ny 28 Aogositra lasa teo. Miaraka amin'ireo tetikasa marobe hafa momba ny tany aman-trano eo am-panatanterahana, nanjary toeram-pananganana trano goavana i Macao. Matahotra ny olona sasany fa atao sorona amin'ny anaran'ny fampandrosoana antanandehibe ny fahatsarana ara-boajanahary sy ara-kolontsaina. Malahelo i Manfaiw: “Amin'ny ho avy, ho feran'ireo neao (neon) ireo vinavinan'i Macao…Nanjary toerana hiasàna fa tsy hiainana intsony i Macao. Tsy ny aty aminay intsony ny aty aminay”.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.