02 Aogositra 2017

Tantara tamin'ny 02 Aogositra 2017

Kazakhstan: Baikoana Hanao Blaogy ?

  02 Aogositra 2017

Hijanona ho firenena manana tantara miabo ao anatin'ny vanim-potoana ankehitriny ve i Kazakhstan, izay niala tamin'ny nahim-pony tsy hampiasa ireo fitaovam-piadiana nokleary ary nanolotra fandraisana andraikitra fampidirana isan-karazany, sa ho simbàny ny endriny ka hanome vahana ny sivana izy na eo aza ireo hetsi-panoheran'ny fiarahamonina eo an-toerana sy iraisam-pirenena? Efa nolanian'ny parlemantan'i Kazakhstan ireo fanitsiana ary efa natolony ny filoha ho soniavina.