01 Aogositra 2017

Tantara tamin'ny 01 Aogositra 2017

Palestina: Ireo “Mpandeha Lavitra Hoan'ny Fahalalahana” Mihantsy ny Fanavakavahana Anaty Fiara Fitateram-bahoaka

Ny 15 Novambra, andiana Palestiniana mpikatroka no voasambotra raha iny nandeha tanaty fiara fitateram-bahoaka nitatitra israeliana mpanjanaka iny. Miantso ny tenany hoe “The Freedom Riders” (Ireo Mpandeha Lavitra Hoan'ny fahalalahana) ireo mpikatroka ireo, hevitra nalaina avy amin'ireo amerikana mafana fo mpiaro ireo zo sivily tamin'ny taona 1961

01 Aogositra 2017

Angano any Shily: Goaibe Kely

(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Febroary 2007) Tonga tao Santiago, Shily ilay ”Goaibe Kely” Frantsay malaza. Vahoaka maro no nivory hijery azy io tao afovoan'ny renivohitra. Mampiditra antsika amin'ilay fotokevitra i Claudia (ES):...

01 Aogositra 2017

Ejipta: SCAF – Ny Andry Faran'ny Trano?

Tao anatin'ireo andro vitsy lasa, vavolombelon'ny fitazonana an'ilay mpitoraka bilaogy efa zokinjokiny, i Alaa Abd El Fattah, izahay, voafonja izy ary nampijaliana nandra-pahafaty tao am-ponja, ary ireo zava-nitranga hafa izay nampanontany ireo Ejiptiana mpitoraka bilaogy hoe hiverina eny an-dalambe indray ve isika.

01 Aogositra 2017