- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Lahatsary Avy Any Benin: Fetin'ny Vahoaka

Sokajy: Afrika Mainty, Benin, Mediam-bahoaka, Zavakanto & Kolontsaina

(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Febroary 2007)

LaFlammeTV nandefa ity lahatsary momba ny Fetin'ny Vahoaka ity tao amin'ny DailyMotion, hetsika iray nitranga tao  Cotonou, Benin , narahany filazàna hoe :

Fety iray goavana ara-kolontsaina maka ny maha-izy azy avy any anatin'ireo fahasamihafàna ara-kolontsaina samihafan'ireo fombandrazana sy kolontsaina ao Benin ny Fetin'ny Vahoaka.
Mampiseho mivantana ny :
· TSODRANON'NY FANJAKANA ao TADO;
· ireo dihy mampiavaka manokana ny ao an-Dapa :
– « HOUNGAN » an'i Houawé ;
– « HOUNGAN » an'i Djimè (Allada) ;
· ireo fiavahana manokana ara-mozika sy dihy mirindra ahafantarana  ny sasantsasany amin'ireo olompirenena sy Faritra ao Benin.

The Peoples’ Celebration is a gigantic cultural event that is rooted in the many traditions and cultures of Benin.

It features, live:
– A blessing of the Kingdom of Tado;
– “Houngan” of Houawe;
– “Houngan” of Djime;
– musical and choreographic specialties of certain nationalities and regions of Benin.