Tantara tamin'ny 29 Jolay 2017
Blogestan Iraniana Miresaka Ny Fahafatesan'i Saddam Hussein
Bilaogera Iraniana maromaro no niresaka ny fahafatesan'i Saddam Hussein ary nampahatsiahy ny ady Iran-Iraka
Malezia: Nanatevin-daharana Ny Antoko Mpanohitra i Jeff Tato Amin'ny GVO
Raha fanombohana tsara ho an'i Jeff izany, dia fanombohana tsara ho an'ny taranaka vaovaon'ny Maleziana ihany koa. Araka ny nolazain'i Jeff talohan'ny namaranany ny valan-dresaka ho an'ny mpanao gazety: HIDUP MALAYSIA! (HO ELA VELONA I MALEZIA!)
“Dancing Kelin” Kyrgyz Manohitra ny Fanambadiana Aloha (Loatra)
“Tsy mitsahatra asa ny fiainana any ambanivohitra. Mahavita raharaha iray ny 'vinantovavy' dia manomboka raharaha iray hafa indray. Miasa 24/7 ry zareo.”
Tsingerintaonan'ny Rivopanovàna Silamo sy Ireo Iraniana Bilaogera
''Voalaza fa natao hanomezam-boninahitra ny vahoaka Iraniana ilay rivopanovàna saingy mihamaro ny vahoaka mijaly mafy noho ny olana ara-toekarena sy ny fahantrana'', hoy i Maryam Shabani.
Filipina: Mbola Saro-Pantarina Kokoa Aza ny Vaovao Faikany Ao Amin'ny Facebook Voatra Maimaim-Poana
Mahatonga ny mpisera tsy ampy fananana ho taraiky ny famerana apetraky ny Free Basics, noho ny fahavitsian'ny fampahafantarana ilaina azon-dry zareo -- ka tsy ahafahandry zareo mamaritra loatra raha azo itokisana na tsia ny vaovao hitany.
Manangana Sehatra Fikarakarana Fampiatranoana Vahiny ny Mpiondana Teknolojiam-Baovao Ao Makedonia
Misy andiana mpirevy teknolojia vaovao miantso ny tenan'izy ireo ho 'WeTalkIT' manolotra fomba ahitana toerana maimaimpoana hitoerana mandritra ny Super Cup UEFA hotontosaina ao Skopje ho an'ny mpiondana Manchester United sy Real Madrid.
Tran Thị Nga, Mpikatroka Vietnamiana Voasazy 9 Taona An-tranomaizina Noho Ny Fanaovana ‘Fampielezan-kevitra’
Nga, 40 taona , fantatra ihany koa amin'ny anarana maha-mpanoratra hoe "Thúy Nga," dia mpanandra-teny fanta-daza miaro ny mpifindra monina sy ho an'ny zon'ny fananan-tany.