- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Rosia: Moskoa, Dimampolo Taona Lasa Izay

Sokajy: Eoropa Afovoany & Atsinanana, Rosia, Mediam-bahoaka, Saripika, Tantara, Tsidika, Zavakanto & Kolontsaina

(Marihana fa efa nivoaka tamin'ny Desambra 2006 ny lahatsoratra amin'ny teny Anglisy)

Nahita raki-tsary antsoina hoe – Im Flug nach Moskau, avy amin'i Erich Einhorn, ARTIA, 1959 tsy fahita firy tao anatin'ny fakon'i Moskoa ilay mpisera LJ, fool_4_lifetime- ary ni-scan azy ireo sy nandefa ireo sarin'i Moskoa miisa 60 [1]tao amin'ny fiarahamonina LJ moya_moskva (Moskoako). (Fanamarihana: mavesatra ny sary!)

Ity ny iray amin'ireo sary:

Ary ity ny fanehoan-kevitra sasany avy amin'ny bilaogera hafa:

[…]

angel_y: A golden dump you've got! Would you mind sharing the address? )))))

[…]

onair: We used to have an amazingly beautiful city. A huge thanks to you, you've done a great deed.

gr_s: We used to have a diverse city. The photos that were allowed to be included in the album are beautiful, yes.

[…]

psych_dima: Thank you! The [woman] with a cow is especially good (is that the area of Leninsky Prospekt?), it reminded me of my childhood, when the villages began almost next to the [subway station Leninsky Prospekt [2]] (that used to be the edge of Moscow until 1960). =)))

[…]

bogantsev: It's incredible how everyone's [overexcited about the photos]. We have fountains, and the athletes, and the wonderful, smiling faces!

And it's true that if you need to and when you need to, you can turn Moscow into Paris. But [these are pure lies!] This is what propaganda is! So why are you [so credulous]? [At that time], we had just rolled our tanks out of Budapest, half the country had just been released from prison camps – and you're asking for the smiling Moscow.

And the most amazing thing about it is that if you got hold of the literature from those times and of similar content, you'd turn your noses and take [Aleksandr Solzhenitsyn [3]] instead. But with the photos, everyone's feeling nostalgic!

[…]

angel_y: Raki-tsary volamena azonao! Afaka mizara ny adiresy ve ianao? )))))

[…]

onair: Nanana tanàna mahafinaritra mahatalanjona isika. Misaotra betsaka anao, nanao asa tsara ianao.

gr_s: Nanana tanàna samihafa isika fahiny. Mahafinaritra ireo sary navela hiditra ao amin'ny raki-tsary.

[…]

psych_dima: Misaotra anao! Mahafinaritra manokana ilay [vehivavy] miaraka amin'ny ombivavy  (faritra ao Leninsky Prospekt ve io?), nampahatsiahy ahy ny fahazazako izany, raha nanomboka teo akaikin'ny [garan'ny lalamby ambanin'ny tany Leninsky Prospekt [2]] (izay sisin'i Moskoa taloha hatramin'ny taona 1960 ny tanàna). =)))

[…]

bogantsev: Tsy mampino ny mahita ny tsirairay [mientam-po loatra momba ny sary]. Nanana loharano, atleta, sy endrika mahafinaratra sy mitsikitsiky isika!

Marina fa raha ilainao, afaka mamadika an'i Moskoa ho Paris ianao. Saingy [lainga tanteraka izany!] Izany no atao hoe fampielezan-kevitra! Koa nahoana ianao no [minomino foana]? [Tamin'izany fotoana izany], namoaka fotsiny ny tankinay avy ao Budapest izahay, vao avy navoaka tao amin'ny tobin'ny fonja ny atsasaky ny firenena – ary mangataka Moskoa mitsiky ianao.

Ary ny zavatra tena mahatalanjona indrindra dia ny fahazoanao ny literatiora tamin'izany fotoana izany sy ny votoaty mitovy amin'izany, tsy nanaiky ianao ary maka an'i [Aleksandr Solzhenitsyn [3]] ho solon'izany. Saingy amin'ny sary, manembona ny taloha ny tsirairay!