- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Lahatsary: Webcast Nandritra Ny Fihaonamben'ny Global Voices 2008 Tao Budapest

Sokajy: Mediam-bahoaka

(Marihana fa efa nivoaka tamin'ny volana Jiona 2008 ny lahatsoratra amin'ny teny Anglisy)

http://www.ustream.tv/flash/live/224670

Lahatsary mivantana avy amin'ny Ustream.TV [1]

Tontosaina ao Budapest, Hongria ny fihaonamben'ny Global Voices 2008. Noraketina an-tsarimihetsika ireo fihaonambe sy adihevitra ary azo jerena mivantana ao amin'ny fantsona voalaza etsy ambony, na, raha misy olana ara-teknika, dia midira ao amin'ny tranonkalan'ny fihaonambe [2]. Azo atao ihany koa ny mamaky “lahatsoratra bilaogy mivantana” momba ny fihaonambe ao amin'ity adiresy [3] (amin'ny Teny Anglisy) ity.